Ino Malaza n°12 Avril 2018

Tsiahin’ny zava-niseho vitsivitsy tamin’ny taona 2017 dia:

–     ny fifampizaràna ny kanto amam-pahalalana ao anaty fety

–     ny fanentanana ny maha-olom-pirenena

–     ny fanakatonana ny faha-50 taonan’ny TAPORI

Ny akon’ny fivondronan’ireo Fikambanana manana tranom-boky eny amin’ny faritra iva

Atrikasa vitsivitsy natao ny taona 2018 dia:

–       ny asa vadi-drano nokarakarain’ny ATD Quart Monde tany amin’ny Kartie

–       ny “Université populaire” niresaka momba ny fanadiovana faobe nasionaly sy ireo asa vadi-drano ireo

Download Malgache