Ino Malaza n°13 Marsa 2019

Sary : fitsangantsanganana anovozam-pahalalàna miaraka amin’ireo ankizy tany Ambohimanga, vohitra manan-daja amin’ny tantaran’ny Madagasikara.

Herintaona aty aoriana, miverina indray ny gazety Ino Malaza vokarin’ny ATD Quart Monde Madagasikara ! Araho an-tsipiriany ary ny vaovao nandritra ny taona 2018 !

Indro ary ny gazety n°13 :

Tsindrio ary ilay sary mba ahafahana mahazo an’ilay gazety.

Matoan-dahatsoratra

  • Savaranonando : mbola mieritreritra ny tany nampanantenaina ve ireo fianakaviana rava trano ?
  • Fialambolin’ny mpianakavy
  • Miandalana ny firotsahako
  • Vaovao iraisam-pirenena : fitaovana mahomby iadiana amin’ny fahantrana sy fanavakavahana ny fanabeazana
  • Fankalazana ny volan’ny ankizy
  • Fitsangantsanganana anovozam-pahalalàna
  • Andro Iraisam-pirenenan’ny tanora
  • Fiofanana hahafantarana bebe kokoa ny Fikambanana
  • Izay vao tsapako fa azo atao tsara ny mifanampy amin’ny alàlan’ny torohevitra….
  • Fifampiarahabana tratry ny taona

 

0 comments Leave a comment

Leave a Reply

Your email address will not be published. Required fields are marked *