Ino Malaza n°11 Desambra 2016

MATOAN-DAHATSORATRA 

–     Matoan-dahatsoratra : “mandry tsy lavo loha” mandrakariva ny Fianakaviana eny Andramiarana

–      Akon’ny 17 Oktôbra: filalaovana an-tsehatra ny fijoroana vavolombelon’ny fianakaviana

–     Fandraisan’ny ekipan’Antananarivo mpiana-draharaha 4: handalina bebe kokoa ny toe-tsain’ny Fikambanana

–     Tetikasa fianarana maka sary miaraka amin’ny Fikambanana STENOP’ART: fanamafisana ny fifankatiavana, firaisan-kina ary fahalalan’ny ankizy

–     Fanadiovana ny tanànan’Antohomadinika : Asa nifanakonan’ny mponina sy ny Fikambanana nahatonga risi-po sy finiavana.

–     Fiaraha-miasa tamin’ny MMM :fandraisana anjara tamin’ny varotra fampisehoana nandritra ny Fihaonana Faratampon’ny tany miteny frantsay  nampirehareha ireo mpanao asa tanana.

–     Fitokanana ny “CLIC ATD Quart Monde”: fifanekem-piaraha-miasa amin’ny tranomboky hahafaha-manavao ny boky sy hahazoana fiofanana

–     Fitsidihan’ny Solontem-paritra an’i Toliara sy fanaovam-beloma an’i Gaudefroi.

Download Malgache