Malagasy
Ino Malaza n°7
mars 2015 Matoan-dahatsoratra nosoratan’ny Filohan’ny Filan-kevi-pitantanana sy ny Ekipa Nasiônalin’ny ATD Quart Monde Madagasikara Fifampiarahaban’ny ankizy tratry ny taona 2015: (…) Read more
Ny tondra-drano eto Madagasikara
Maro taminareo no nanontany ny vaovaon’ireo fianakaviana aty Madagasiakara hatramin’ny nisian’ny tondra-drano izay nianjady tamin’ny tanànan’Antananarivo andro vitsivitsy izay. Efa (…) Read more
Ino Malaza n°6
Matoan-dahatsoratra: “Université Populaire Quart Monde”, lalana mankany amin’ny fanafahana. Inona ny MMM ? Ankizy maneho talenta sady miady amin’ny herisetra (…) Read more
Fijoroana vavolombelona 28 Oktobra 2014 La Réunion.
Fankalazana ny faha 25 taona ny nitokanana ny takelabato ho fahatsiarovana ireo olona maty noho ny fahantrana lalina. Lohahevitra : (…) Read more
Tratry ny taona eh ary mirary fahasalamana feno ho antsika rehetra.
Toy izao no namaritan’ireo mpikambana ao Mahajanga ny fikambanana ATD Quart Monde : “Ny fikambanana ATD Quart Monde sy ny ady (…) Read more