Ino Malaza n°7

mars 2015

  • Matoan-dahatsoratra nosoratan’ny Filohan’ny Filan-kevi-pitantanana sy ny Ekipa Nasiônalin’ny ATD Quart Monde Madagasikara
  • Fifampiarahaban’ny ankizy tratry ny taona 2015: ho fanamafisana ny finamanana sy ny firaisan-kina
  • Manan-tompo ny trano Quart Monde : misy ny fanaingoana azy
  • Vaovaon’ny MMM : varavarana misokatra sy famoahana ny andiany MMM2
  • Vaovaon’ny Tanora : fifandaminana anatiny sy asa fanehoana firaisan-kina amin’ireo tra-boina noho ny tondra-drano.
  • Vaovaon’ny Mpirotsaka an-tsitrapo : misy namana vaovao tonga
  • Vaovaon’ny faritany : Fivorian’ny namana mpiara-dia, noraiketina manomboka izao any Toliara
  • Vaovao iraisam-pirenena : Fahalanian’Andriamatoa Cassam Uteem ho Filohan’ny Filan-kevi-pitantanan’ny ATD Quart Monde Iraisam-pirenena
PDF - 658.6 kb
Ino Malaza N° 7