Ino Malaza n°14 Jolay 2019

Ny gazety Ino Malaza vokarin’ny ATD Quart Monde Madagasikara dia faly mizara vaovao ho antsika rehetra indray amin’ity volana Jolay ity.

Indro ary ny laharana n°14

Tsindrio ary ilay sary mba ahafahana mahazo an’ilay gazety.

Matoan-dahatsoratra

  • Savaranonando
  • Fitsangantsanganana fanitaram-pahalalan’ny tanora
  • Fiofanana ho fandalinana sy famantarana misimisy kokoa ny Fikambanana
  • Fiofanan’ny mpanentana
  • Fampahafantarana voalohany ny Fikambanana
  • Raha ny Fonenana mendrika no atao vain-dohan-draharaha
  • Fitsangantsanganana anitaram-pahalalan’ireo tanora
  • Ataoko ity noho ny fitiavako ny zanako sy ny sy ny fahadiovan’ny Kartie
  • Fikarohana nandraisan’ny rehetra anjara ny lafiny miafina amin’ny fahantrana
  • Baolina kitra ifanaovan’ny samy Fikambanana

 

 

0 comments Leave a comment

Leave a Reply

Your email address will not be published. Required fields are marked *